π π’ππ¨π€ππ§ππ§π π’π«ππ¨ ππ¨ππ¨ππ«πππ’ππ«ππ¬π π‘π¨ ππ§'ππ§πππ§ππ§ππ«π’π―π¨ π¬π² π§π² π¦ππ§π¨ππ’ππ’π§π
πβ Notokanan'andriamatoa SAMBANY Ruffin, Sekretera Jeneralinβny Minisiteran'ny Fanajariana ny Tany sy ny Raharahan-tany, izay notrononβny solombavambahoaka voafidy tao aminβny distrikanβ Atsimondrano, ramatoa RAHARIMANARIVO Voahangy, ny ben'ny tanΓ nanβny kaominina Andranonahoatra, Andriamatoa Haja RASAMISON, ben'ny tanΓ nanβny Kaominina Bemasoandro, Andriamatoa Jimmy RANITRATSILO, andriamatoa RASERIJAONA Gael, mitarika ny tetikasa PRODUIR eo anivonβny Banky Iraisam-pirenena eto Madagasikara, andriamatoa Haja RASOLOFOJAONA, ny mpandrindranβny tetikasa PRODUIR, ireo manamboninahitra sivily sy miaramila ary mpiara-mombonβantoka rehetra, ireo fotodrafitrasa namboarinβny tetikasa PRODUIR, androany 28 novambra 2025.
β β Zava-dehibe ho anβny tetikasa izao dingana izao. Ny fotodrafitrasa notokanana dia ny asa fanamafisana ny fefilohanβIkopa. Fefiloha mirefy 3,5 km no namboarinβny tetikasa PRODUIR. Asa izay notanterahana mba hiarovana anβAntananarivo aminβny tondra-drano. Maherinβny 314 000 no isanβny mponina voaaro aminβny tondradrano noho ny fanarenana ny fefiloha nataonβny tetikasa PRODUIR.
β β Eo ihany koa asa an-tanan-dehibe andiany faharoa. Maro ireo karazana fotodrafitrasa natsangana, namboarina na navaozina : lalana, lalan-kely, paompy, fanasan-damba, toerana fanaovana fanatajahan-tena, toerana famakiam-boky. Maherinβny 500 000 ny mponina misitraka fotodrafitrasa eo anivonβny boriboritany voalohany sy fahefatry ny kaominina Antananarivo Renivohitra, kaominina Bemasoandro, Andranonahoatra sy Anosizato Andrefana.
βπ Nanentana ny mponina hanaja sy hikolokolo ny fotodrafitrasa andriamatoa Sekretera Jeneralinβny Minisiteran'ny Fanajariana ny Tany sy ny Raharahan-tany teo ihany koa ny fanajΓ na ny soa iombonana.