π π’π¬π¨π€ππππ§βπ§π² π π’π₯ππ§π€ππ―π’ππ«π² π§π² ππ’π§π’π¬π’ππ«π ππππ πππ¨ ππ§πππ§ππ§ππ«π’π―π¨ π¬π² πππ¦π’π§ππ«ππ¦-π©π’πππ§ππΜπ§ππ§π
Antananarivo, 12 Aogositra 2025 β Nisokatra omaly teto Antananarivo, renivohitrβi Madagasikara ny Filankevitry ny Minisitry ny SADC, izay enti-manomana ny fihaonana an-tampony faha-45nβireo Filoham-panjakana sy lehiben'ny Governemanta.
Nandray ny fitantanana izany Filan-kevitry ny Minisitra izany androany Ramatoa Rasata Rafaravavitafika, Minisitry ny Raharaham-bahiny malagasy π²π¬, nandimby ny Profesora Amon Murwira, Minisitra misahana ny Raharaham-bahiny sy ny Varotra Iraisam-pirenena avy any Zimbabwe. Haharitra herintaona (Aogositra 2025 - Aogositra 2026) ny fe-potoana iasany.
Izao fandraisantsika ny fitantanana ny Filan-kevitry ny Minisitry ny SADC izao dia maneho ny fahavononan'i Madagasikara aminβny fanamafisana ny fiaraha-miasa aty amin'ny Faritra atsimon'i Afrika sy ny fampandrosoana maharitra ny vahoaka ao anatin'ny Vondrona SADC.