Atrik’asa fandrindrana ny fitantanana ny tahirin-kevitra ara-jeografia
🟢 Notanterahana androany zoma 28 novambra 2025 ny atrik’asa momba ny fandrindrana ny fitantanana ny tahirin-kevitra ara-jeografia na “information géospatiale”, nokarakarain’ny Ministeran’ny Fanajariana ny tany sy ny Raharahan-tany (MATSF) tamin'ny alalan'ny Foiben-Taosarintanin'i Madagasikara (FTM), miaraka amin’ny fanohanan’ny tetik’asa MIONJO, tao amin'ny Hotely Carlton Anosy.
⚪ Ny Sekretera Jeneralin'ny Ministera, Andriamatoa Sambany Ruffin no nanokatra ny fivoriana ary manodidina ny 100 ireo mpandray anjara tonga notronona, izay nahitana ireo : Ministera voakasikin'ny "information geospatiale", ireo tompon'andraikitra isan-tsokajiny avy eto amin'ny Ministera, ireo ratsa-mangaika, ireo matihanina , ary nisongadina sy nandray anjara lehibe ny avy ao amin'ny oniversiten'ny Fianarantsoa izay namolavola ny rindrambaiko MadAtlas.
🔴 Nampivondronana ireo mpamokatra, mpikarakara ary mpampiasa ny tahirin-kevitra ara-jeografia avy amin’ny sehatra marolafy ny tanjona tamin'ny atrikasa. Ary fotoana iray nifanakalozana hevitra sy nanamafisana ny fiaraha-miasa amin’ny lafiny fanatsarana ny kalitaon’ny antontan-kevitra sy ny fanamorana ny fizarana azy ireny amin’ny mpampiasa. Namaranana ny atrik’asa ny famolavolana tondro zotra hanaovana rafitra nasionaly mahakasika ny fitantanana mitambatra ny “information géospatiale”, ho fototra iorenan’ny asa fampandrosoana mirindra sy azo antoka.

🟢 L’atelier sur la coordination de la gestion des données géographiques ou information géospatiale s’est tenu ce vendredi 28 novembre 2025 à l’Hôtel Carlton Anosy. L’événement a été organisé par le Ministère de l’Aménagement du Territoire et des Services Fonciers (MATSF) à travers le FTM avec l’appui du projet MIONJO.
⚪ La séance d’ouverture a été présidée par le Secrétaire Général du Ministère, Monsieur Sambany Ruffin. Environ 100 participants ont pris part à cet atelier, dont des représentants des ministères concernés par l’information géospatiale, des responsables de différents services du Ministère, des rattachés techniques, ainsi que des consultants du secteur. L’Université de Fianarantsoa, conceptrice du logiciel MadAtlas, s’y est particulièrement illustrée par sa présence et sa contribution.
🔴 L’atelier avait pour objectif de réunir les producteurs, organisateurs et utilisateurs de données géospatiales issus de divers secteurs. Ce fut également une occasion de faire des échanges et de renforcer la collaboration d' améliorer la qualité des données et faciliter leur partage auprès des utilisateurs. Les travaux se sont achevés par l’élaboration d’une feuille de route visant à mettre en place un cadre national pour la gestion intégrée de l’information géospatiale, base essentielle pour un développement harmonieux et sécurisé.