Fihaonana teo amin'ny Masoivoho Marokana eto Madagasikara sy ny Minisitry ny Fanajariana ny Tany sy ny Raharahan-tany
🔴 Nandray ny Masoivoho Marokana eto Madagasikara, Andriamatoa Mohammed Benjilany ny Minisitry ny Fanajariana ny Tany sy ny Raharahan-tany, ny Général de Division Lylyson René de Rolland androany. Fihaonana izay niompana tamin'ny fanamafisana ny fiaraha-miasa eo amin’i Maroka sy i Madagasikara.
✅ Tsiahivina fa efa hatramin’ny ela no nisy ny fifanaraham-piarahamiasa teo amin’ny firenena roa tonta fa tamin’ny taona 2006 no nanombohana manokana ny fiaraha-miasa teo amin’ny sehatry ny fitantanana ny tany, izay nohavaozina sy naverina novelomina indray tamin’ny taona 2019.
✅ Nifantoka indrindra tamin’ny endrim-piarahamiasa amin'ny fanatanterahana ny PNAT( Politique Nationale de l’Aménagement du Territoire ) sy ny SNAT (Schéma National de l’Aménagement du Territoire ) ny dinika, ary koa tamin’ny fanatsarana sy fampandrosoana ny tanàn-dehibe sy ny tanàna vaovao eto amin’ny firenena.
✅ Nanambara ny Masoivoho marokana fa hisy ny fiaraha-miasa manokana amin’ny "Agence de Conservation Foncière Marocaine" , izay heverina fa hanampy amin’ny fanamafisana ny fitantanana sy ny fiarovana ny fananan-tany eto Madagasikara.

🔴 Le Ministre de l’Aménagement du Territoire et des Services Fonciers, le Général de Division Lylyson René de Rolland, a reçu ce jour l’Ambassadeur du Royaume de Maroc à Madagascar, Son Excellence Monsieur Mohammed Benjilany. Cette rencontre a porté sur le renforcement de la coopération entre Maroc et Madagascar.
✅ Il a été rappelé qu’une convention de coopération lie les deux pays depuis plusieurs années. Toutefois, la collaboration dans le domaine de l’administration territoriale a débuté officiellement en 2006 et a été relancée en 2019.
✅ Les échanges se sont principalement focalisés sur les modalités de coopération relatives à la mise en œuvre de la Politique Nationale de l’Aménagement du Territoire (PNAT) et du Schéma National de l’Aménagement du Territoire (SNAT), ainsi que sur l’amélioration et le développement des grandes villes et des nouvelles villes du pays.
✅ L’Ambassadeur du Maroc a, par ailleurs, annoncé la perspective d’une coopération spécifique avec l’Agence de Conservation Foncière Marocaine, laquelle devrait contribuer au renforcement de la gestion et de la sécurisation foncière à Madagascar.