Fitokanana ny efitrano vaovao fitsarana ny adin-tany eo Anosy

Anisan'ny dingana lehibe ho amin'ny fanavaozana ny asan' ny fitondrana ankehitriny ny fahazahoana tetikasa vaovao ho an'ny fitsarana izay miompana amin'ny fikirakirana ny raharaha momban'ny adin-tany. Ny tanjon'ny fotodrafitrasa dia ny fanavaozana sy ny fanatsarana ny fitsarana ny adin-tany eto Antananarivo, izay anisan'ny mampitaraina ny vahoaka malagasy
Natao izao fanavaozana izao mba:
    ➡️hampihena ny isan'ny olona ao anatin'ny efitrano fitsarana miisa dimy
    ➡️hanatsarana ny fandraisana ireo manan-draharaha amin'ny adin-tany ary hampitomboana ny fotoam-pitsarana, hanafainganana kokoa ny fikirakirana.
Nandritra ny fanokanana dia nilaza ny Minisitry ny Fitsarana fa ho averina ny ''prescription acquisitive'' ary tsy maintsy misy fepetra arahina ny fanatontosana izany. Hiarahan'ny Ministeran'ny Fitsarana sy ny Ministeran'ny Fanajariana ny Tany sy ny Raharahan-tany (MATSF) miasa izany amin'ny fandefasana miandalana ny décret d'application.
❌Nambarany ary namafisiny fa tokony hanao ny asany araka ny tokony ho izy ireo mpitsara ary hiezaka mba hiverenan'ny fahatokisan'ny vahoaka ny fitsarana malagasy satria efa nahazo toerana ary fitaovana vaovao.
L’obtention d’un nouveau projet dédié au traitement des affaires liées aux litiges fonciers constitue l’une des étapes majeures de la réforme engagée par l’actuel gouvernement.
L’objectif de cette nouvelle infrastructure est de moderniser et d’améliorer le temps des traitements des litiges fonciers à Antananarivo, un domaine qui suscite de nombreuses plaintes de la part de la population malagasy.
Cette réforme a été mise en place afin de :
    ➡️ réduire le nombre de personnes dans les cinq salles d’audience existantes ;
    ➡️ améliorer l’accueil des justiciables par les litiges fonciers et augmenter le nombre des audiences afin d’accélérer le traitement des dossiers.
Lors de l’inauguration, le Ministre de la Justice a annoncé le rétablissement de la prescription acquisitive, tout en précisant que son application devra respecter des conditions strictes et des mesures accompagnatrices. Sa mise en œuvre se fera conjointement par le Ministère de la Justice et le Ministère de l’Aménagement du Territoire et des Services Fonciers (MATSF) à travers des circulaires et la publication progressive du décret d’application.
❌ Elle a également déclaré, avec insistance, que les magistrats doivent accomplir leur mission avec intégrité et professionnalisme, et œuvrer pour restaurer la confiance du public dans la justice malagasy, désormais dotée de nouveaux locaux et équipements
sary 1
sary 2
sary 3
sary 4
sary 5
sary 6
Scroll to Top