𝗜𝗛𝗢𝗦𝗬 - 𝗙𝗔𝗥𝗜𝗧𝗥𝗔 𝗜𝗛𝗢𝗥𝗢𝗠𝗕𝗘
Fanolorana Titra 500 mahery.
📍 Notohizana tao Ihosy, Faritra Ihorombe ny famahana ny olana ara-tany izay sedrain’ny vahoaka ifotony.
▶️ Tohin'ny hetsika fizarana titra faobe dia nidina ifotony tany Ihosy ireo delegasiaonina avy amin'ny Minisiteran'ny Fanajariana ny tany sy ny Raharahan-tany izay notarihin'i Minisitry ny Fanajariana ny tany sy ny Raharahan-tany, Lylyson René de Rolland.
📜 Nisy ny fanolorana Titra miisa 500 mahery hoan’ny vahoaka izay tompon'ny tany.
▶️ Hoy ny Minisitra tamin'ny fandraisam-pitenenany : " Malagasy miaina milamina eo amin’ny taniny‚ lavitry ny tebiteby no tanjona apetrantsika‚ ny fiaraha- miasan’ny fitondram-panjakana sy isika vahoaka no mahatanteraka izany. Ka aza misalasala manatona ny biraon’ny Minisiteran’ny Fanajariana ny Tany sy ny Raharahan-tany raha manana olana fa vonona hamaha izany izahay" .
🎯 Tsy hijanona eto ny ezaka fa ho tohizana manerana an’i Madagasikara, hoy izy tamin'ny fandalovany teny an-toerana tamin'ny 06 Aprily 2026.