ππππππππππ πππππ ππ π πππππππ ππ ππππππππ (πππ«ππ’ππ’πππ ππ¨π§ππ’ππ«) ππ ππππ πππππ (ππ’ππ«π ππ¨π§ππ’ππ«))
ππ» Ity torolalana ity dia natao mba hanazavana amin'ny fomba mazava sy tsotra ny dingana arahina rehefa te-hanova ny Karatany ho lasa Titra ny tompon'ny tany, mifanaraka amin'ny Β« Torolalana momba ny fomba fanovana ny Karatany ho lasa TitraΒ» navoakan'ny Ministeran'ny Fanajariana ny Tany sy ny Fananan-tany.
π. πππππ‘π π©π’ππππ¦πππ
π LalΓ na laharana 2005-019 tamin'ny 17 Oktobra 2005, mamaritra ireo fitsipika mifehy ny satan'ny tany;
π LalΓ na laharana 2021-004 tamin'ny 14 Jona 2021, mifehy ny Holafitra ny Mpandrefy Tany Mpahay Raha eto Madagasikara (Ordre des GΓ©omΓ¨tres Experts);
π LalΓ na laharana 2022-013 tamin'ny 1 Aogositra 2022, manavao ireo fitsipika mamaritra ny fitondrana araka ny lalΓ na ny fitompoana ny taninβolontsotra tsy vita titra araka ny Andininy faha 31 sy 32;
π Didim-panjakana laharana 2022-1250 tamin'ny 31 Aogositra 2022, mamaritra ny fomba fampiharana ny LalΓ na laharana 2022-013 Andininy faha 78 ka hatraminβny Andininy faha 82;
π Fitsipika ara-teknika momba ny Sampan-draharaha Fandrefesan-tany (RΓ¨glement technique des services topographiques).
ππ. π‘π¬ π§π¦ππ₯π ππ’ πππ§ππ§π₯π
π. ππ² π―π¨ππ¨πππ’π§'π§π² πππ§π¨π―ππ§π
ππ» Ny fanovana ny Karatany ho lasa Titra dia tsy an-tery: miankina tanteraka amin'ny fahavononan'ny tompon'ny an-tany izany, ka izy ihany no manapa-kevitra raha hanao ny fangatahana fanovana ny Karatany ho lasa Titra na tsia.
ππ» Ny dingana arahina amin'ny fanovana dia tsy maintsy Β« contradictoire Β», izany hoe manaraka fampahafantarana ampahibemaso (publicitΓ©) araka izay voalazan'ny lalΓ na, mba hahafahan'ny olona rehetra manana zo mahakasika ny tany maneho izany sy miaro izany. Ary atao ny fampahafantarana ampahibemaso nanomboka amin'ny fandraisana ny fangatahana, ka hatramin'ny 15 andro aorian'ny fametrahana ampahibemaso ny filazana fahavitana tsatobato.
ππ» Maimaim-poana ny fametrahana fanoherana tsy azo takiana sarany na mikasika: ny fifanoherana momba ny sisin-tany (contestation sur les limites) izany na momba ny zo fanananβilay olona manao fanoherana ilay tany.
ππ» Anjara andraikitry ny Sampandraharaha ny Fananantany sy ny Fandrefesantany aminβny fanovana ny Karatany ho lasa Titra : Tsy andraikiny ny fanamarinana ny paikady teo aloha momba ny fomba nahazoana ny Karatany na ny zavatra misy eo aminβilay tany vita Karatany ka hampiato ilay paikady, satria andraikitry ny Ben'ny TanΓ na sy ny mpiasan'ny Birao Ifotony ny Fananan-tany .Manomboka aminβny dingana fanovana Karatany ho lasa Titra ihany no andraisanβizy ireo anjara andraikitra.
ππ» Raha hitan'ny Mpandrefy Tany Mpahay Raha fa misy fifanitsahana tanteraka amin'ny tanin'ny satatany hafa toy ny misoratra aminβny fanjakana, na amin'ny tany manana Titra, Kadasitra, na Karatany hafa, dia nΓ©gatif ilay asa fanaovana tsatobato ka soratana eo aminβny fitanana an-tsoratra izany.
ππ» Raha misy fanovana ny satanβny tany iray dia tokony hanao fampanarahananβandro ny PLOF ny eny amin'ny Birao Ifotony ny Fananan-tany sy ny Sampandraharaha ny Fandrefesan-tany.
πππ. ππ‘π§π’π‘π§ππ‘-π§ππ₯ππ§ππ¦π¬ πππππ‘π
1οΈβ£ Taratasy fangatahana fanovana ny Karatany ho lasa Titra, vita sonian'ny tompon'ny Karatany. Tsy maintsy voatononina ao anatin'izany ny anarana tiana homena ilay tany rehefa hahazo Titra. Atao dika mitovy roa (2) izany.
2οΈβ£ Ny Karatany
3οΈβ£Dika mitovy voamarina ny karapanondrom-pirenena.
4οΈβ£ Taratasy fanamarinana hafa mety ilaina.
5οΈβ£Mandoa ny sarany mifanaraka aminβizany
6οΈβ£ Dika mitovy voamarina (copies certifiΓ©es conformes) ny Karatany, miisa roa (2).
7οΈβ£Taratasy manamarina ny nanaovana ny fampahafantarana ampahibemaso sy ny nisian'ny na tsy nisian'ny fanoherana, atao amin'ny dika roa (2).
8οΈβ£ Taratasy fanamarinana fananana karatany (attestation de propriΓ©tΓ© certifiΓ©e) latsaky ny 3 volana ny fahavitany.
9οΈβ£Ampahana sarintany (Extrait du PLOF), izay efa misy ny maridrefy Β« coordonnΓ©es Laborde Β» an'ilay tany, miisa roa (2).
πSari-tany manokana avy amin'ny bornage (Plan individuel de bornage).
1οΈβ£1οΈβ£Taratasy fanamarinana tsy nisy fanoherana, na alohan'ny na aorian'ny bornage (certificats d'affichage / certificats de non opposition).

Show details
Hide details
ππ©. πππ‘πππ‘π ππ₯ππππ‘π
π«ππππππ 1 β πππππππππππ ππ πππππππππππ
βπ» Ny tompon'ny Karatany (na olona mahafeno fepetra hanao ny fangatahana) no mikarakara ny fametrahana ny antotan-taratasy voalaza etsy ambony, eny amin'ny Birao Ifotony ny Fananan-tany misy ny tany voakasika.
βπ»Ny sarany rehetra dia zakain'ny mpangataka.
π«ππππππ 2 β ππππππππππππππππ ππ ππππ πππππππ ππππππππππ ππππππ'ππ πππππππππ
βπ» Ny ao amin'ny Birao Ifotony ny Fananantany no miandraikitra ny fametrahana ny fampahafantarana ampahibemaso aminβny alalanβny petadrindrina (placards) ao amin'ny Kominina sy Birao Ifotony ny Fananan-tany, mandritra ny 15 andro farafahakeliny.
βπ» Ny fampahafantarana diamirakitra ny mombamomba ny tany hanaovana fanovana : misy ny laharan'ny Karatany, , ny anaran'ny mpangataka, ny laharan'ny Karatany na Titra mifanolo-bodirindrina raha misy, ary ny fahafahan'ny olon-drehetra manao fanoherana mandritra ny 15 andro.
βπ» Ny fanoherana dia azo atao an-tsoratra na am-bava (ho an'izay tsy mahay mamaky teny sy manoratra), maimaim-poana, eny amin'ny Birao Ifotony ny Fananantany.
βπ» Rehefa tapitra ny 15 andro dia manome taratasy fanamarinana ny fahavitan'ny fampahafantarana (certificat d'affichage) ny Benβny TanΓ na sy ny Filohan'ny Fokontany, milaza raha nisy na tsy nisy fanoherana.
π«ππππππ 3 β πππππππππππ ππ ππππππππ-ππππππππ πππππππ πππ ππππ'ππ πΊππππππ ππππππππ ππππ πππππππ-ππππ (πͺπ°πΉπ»πΆπ·πΆ)
βπ» Rehefa lany ny fe-potoana 15 andro ka tsy nisy fanoherana, dia alefan'ny Birao Ifotony ny Fananan-tany any amin'ny amin'ny Sampandraharaha Fandrefesan-tany (CIRTOPO) miaraka aminβny lisitry ireo ny antotan-taratasy (bordereau d'envoi) voasonia sy voamarina.
βπ» Atao ny fitsirihana (repΓ©rage ) ilay Karatany
βπ» Aloa ny sarany mifanaraka aminβizany
βπ» Mahazo laharana RTx ilay fangatahana manomboka eo
βπ» Misafidy Mpandrefy Tany Mpahay Raha hanao ny Tsatobato
π«ππππππ 4 β π΅π πππππππππ
βπ» Rehefa voarain'ny Mpandrefy Tany Mpahay Raha ny antotan-taratasy dia atao ny fifanarahana aminβny tomponβny tany ny famerana ny daty hanaovana ny bornage.
βπ» Alefa ny nyfampiantsoana (convocation) ireo voakasika , 48 ora mialoha ny idinanana eny ifotony.
βπ» Atao ny tsatobato.
π«ππππππ 5 β ππππππππππππππππ πππππππ ππππππ'ππ πππππππππ
βπ» Rehefa vita ny tsatobato, ny Birao Ifotony ny Fananantany indray manao ny fampahafantarana (affichage) fahavitana tsatobato mandritra ny 15 andro farafahakeliny, eo amin'ny takelaka ao amin'ny Kominina ary ny Fokontany.
βπ» Misy taratasy fanamarinana fahavitan'ny fampahafantarana sy ny fisian'ny na tsy fisian'ny fanoherana soniavinβny Benβny TanΓ na sy ny Filohan'ny Fokontany.
π«ππππππ 6 β ππππππππππππ ππ ππππππππππππ πππ ππππππ ππππ ππ ππππβππ πΊππππππ ππππππππ ππππ πππππππππππ ππ πππππππππππ
βπ» Fanamarinana arateknika mahakasika sary tany mifanraka aminβny Fitsipika ara-teknika momba ny Sampandraharaha Fandrefesantany .
βπ» Fanaovana ny Titra vaovao.
βπ» Fanaovana fampanarahanβandro aminβny alalanβny TΓ©lΓ©gramme Lettre Officiel (TLO) any amin'ny Fandrefesan-tany, mba hanoratana ny laharan'ny Titra na ny anaran'ny tany eo amin'ny sari-tany, ho Β«famaritana faranyΒ» (repΓ©rage dΓ©finitif), ary hanavaozana ny sari-tany sy ny PLOF any aminβny Sampandraharaha Fandrefesantany, toy izany ko ny any aminβny Birao Ifotony ny Fananantany .
βπ» Ny CIRDOMA ihany koa dia mampahafantatra ny Birao Ifotony ny Fananantany amin'ny alalan'ny TLO nohon'ny fahavitan'ny fanovana, miantso ny Birao Ifotony ny Fananantany mba hanafoanana ny Karatany taloha sy hanavaozana ny rejisitra ary ny PLOF eo aminy.