๐Œ๐€๐“๐’๐… ๐€๐“๐’๐ˆ๐๐€๐๐€๐๐€
๐Œ๐š๐ง๐๐ซ๐š๐ฒ ๐š๐ง๐ฃ๐š๐ซ๐š ๐š๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ง๐š๐ซ๐ž๐ง๐š๐ง๐š ๐š๐ง'๐ข ๐“๐จ๐š๐ฆ๐š๐ฌ๐ข๐ง๐š

Ao anatinโ€™ny ezaka fanarenana sy fanatsarana ny fotodrafitrasa ao Toamasina, mandray anjara mavitrika ny Minisiteran'ny Fanajariana ny tany sy ny Raharahan-tany (MATSF), aminโ€™ny alalanโ€™ireo hetsika mifantoka aminโ€™ny fanatsarana ny lalana sy ny fiatrehana ny fotoana ilatsahan'ny orana.
๐Ÿ’งFIATREHANA NY FIANDRONAN-DRANO.
Ny Zoma 4 Septambra 2026, nivory tao aminโ€™ny PACT ny "Unitรฉ de Coordination de Redressement Tamatave" (UCR) , ny DRATSF, ny Kaominina, ny CAA, ny BNGRC ary ireo Lehibenโ€™ny Fokontany, handinihana ny fepetra hiatrehana ny fiandronan-drano.
Taorianโ€™ny fidinanโ€™ny Topo, fantatra fa mahatratra 25 000 metatra ny halavanโ€™ireo lakan-drano (Caniveaux) ao aminโ€™ny Arrondissement Ankirihiry irery ihany.
Tapaka araka izany fa nanomboka ny Alatsinainy 7 Septambra 2026 ny fanadiovana sy fanokafana ireo lakan-drano aminโ€™ny alalanโ€™ny asa tanamaro, iarahana aminโ€™ny BNGRC.
๐Ÿ›ฃ๏ธ FANAMBOARANA LALANA RARIVATO 3 350 METATRA.
Ny Asabotsy 5 Septambra 2026, notanterahina ny lanonana fanombohana ny fanamboarana ireo lalana rarivato, mitotaly 3 350 metatra, ao aminโ€™ny Kaominina Ambanivohitrโ€™i Toamasina:
โœ… Lalana FIP Vererrie : 1 600 m
โœ… Lalana Colas Antetezatona : 1 400 m
โœ… Lalana manoloana ny Biraonโ€™ny Kaominina : 350 m
Nandritra ny lanonana, nampahatsiahivinโ€™ny Talem-paritry ny DRATSF ny tokony hanajana ny Drafi-panajariana ny Tanร na (PUDI), ny faritra misy ny lalana (emprise) ary ny fanamarihana ny faridalana (alignement).
Nanatrika sy nanome voninahitra ny lanonana ny Solombavambahoaka voafidy tao Toamasina II, ny Lehibenโ€™ny Fileovana Toamasina, ny Lehibenโ€™ny Distrika ary ny Benโ€™ny Tanร na.
๐Ÿค Ireo hetsika ireo dia maneho ny ezaka ataonโ€™ny MATSF aminโ€™ny fandraisana anjara aminโ€™ny fanarenana anโ€™i Toamasina, aminโ€™ny alalanโ€™ny fanatsarana ny fotodrafitrasa, ny fanarenana ny lalana ary ny fanadiovana sy fanokafana ireo lakan-drano, ho fanatsarana ny fivezivezena sy ny tontolo iainanโ€™ny mponina ary ho fisorohana ny fiandronan-drano sy ny tondran-drano.

sary 1
sary 2
sary 3
sary 4
sary 5
sary 6
sary 7
sary 8
Scroll to Top