𝐌𝐀𝐓𝐒𝐅 – 𝐌𝐈𝐎𝐍𝐉𝐎
𝐅𝐀𝐍𝐀𝐌𝐀𝐅𝐈𝐒𝐀𝐍𝐀 𝐌𝐀𝐇𝐀𝐑𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐍𝐘 𝐀𝐒𝐀 𝐌𝐎𝐌𝐁𝐀 𝐍𝐘 𝐑𝐀𝐇𝐀𝐑𝐀𝐇𝐀𝐍-𝐓𝐀𝐍𝐘 𝐀𝐍𝐘 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐑𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐀𝐍𝐎̂𝐒𝐘 𝐒𝐘 𝐀𝐍𝐃𝐑𝐎𝐘
Ao anatin’ny fiaraha-miasa eo amin’ny Ministeran’ny Fanajariana ny Tany sy ny Raharahan-tany (MATSF) sy ny Tetikasa MIONJO, dia nanao iraka tany amin’ny Faritra Anôsy sy Androy, ny 31 Aogositra 2026 ka hatramin’ny 04 Septambra lasa teo ny solotena avy amin’ny Minisitera, notarihin’ny Sekretera Jeneraliny Sambany Ruffin.
▶️ Fandrindrana ny tari-dàlana sy fanentanana ny ekipa
Nandritra ity iraka ity dia niara-nivory tamin’ireo Talem-paritry ny MATSF any Anôsy sy Androy, ireo ekipan’ny Sampandraharahan' ny Fananantany sy Fandrefesantany ao an-toerana, ny mpandrindram-paritra ny Tetikasa MIONJO, ary ireo mpisehatra amin’ny fitantanana ny tany eny an-toerana.
🎯 Ny tanjona dia ny hampahafantarana sy hizarana ireo toromarika vaovao napetraky ny Ministera momba ny fitantanana tsara ny Raharahan-tany, hanentanana sy hampihetsika ny ekipa, ary hanafaingana ny fanatanterahana ireo asa miaraka eo amin’ny MATSF sy ny Tetikasa MIONJO.
📍 Fiarovana sy fampaharitra ny vokatra
Nomena lanja manokana ny fiarovana ara-dalàna ny raharahan-tany mifandraika amin’ireo asa sy tetikasa tanterahin’ny MIONJO, ary koa ny fametrahana sy fampandehanana ireo Biraon’ny Fananantany sy Fandrefesantany. Ny tanjona dia ny hananana sampandraharaha tena miasa sy mahomby, mora ho an'ny vahoaka , ary indrindra afaka mitohy sy maharitra na dia efa tapitra aza ny Tetikasa. Nandritra ity iraka ity ihany koa no nahafahana namaritra ireo asa tokony hafainganina, ary ireo fanitsiana ilaina mba hahazoana vokatra azo tsapain-tanana eny ifotony, mifanaraka amin’ny fandaharam-potoana napetraka teo amin’ny Ministera sy ny Tetikasa MIONJO.
⚖️ Fiomanana amin’ireo fanavaozana vaovao sy fanatsarana ny tolotra ho an’ny vahoaka
Ny fifanakalozan-kevitra tamin’ireo mpiasa dia nahafahana nahafantatra fohifohy ireo lalàna sy didim-panjakana vaovao momba ny Fananantany, izay kasaina hampiharina tsy ho ela, ary hanomanana ireo sampandraharaha amin’ny fampiharana izany. Anisan’izany indrindra ny lalàna vaovao momba ny Tanin'ireo voanjo sy ny lalàna vaovao manavao tanteraka ny lalàna momba ny Tanim-panjakana tsy azo amidy. Nampitaina tamin’ireo ekipa teny an-toerana ihany koa ny hafatra hentitra momba ny :
* fanajana ny fenitra takiana amin’ny tolotra omen’ny sampandraharaham-panjakana;
* fanatsarana ny fandraisana ireo vahoaka mpila raharaha ;
* fanajana ny fomba fiasa sy ny fe-potoana;
* fitandroana ny fahamarinana sy ny fahitsiana ara-pitondrantena ;
* ary ny fisorohana sy ady amin’ny kolikoly.
Amin’ny alalan’ity iraka ity dia manamafy hatrany ny fahavononany ny MATSF amin’ny fanatsarana ny fitantanana ny fananan-tany mba ho akaiky kokoa ny olom-pirenena sy mahazo vokatra tsara hatrany. Hampaharitra ireo vokatra efa azo, hanafaingana ny fiarovana ara-dalàna ny fananantany ary hanatsara amin’ny fomba azo tsapain-tanana ny tolotra omena ny olom-pirenena. Izany no laharam-pahamehana ho an'ny MATSF.

Show details
Hide details
Dans le cadre de la collaboration entre le Ministère de l’Aménagement du Territoire et des Services Fonciers (MATSF) et le Projet MIONJO, une délégation de l’Administration centrale, conduite par le Secrétaire Général du MATSF, Ruffin Sambany , a effectué une mission dans les Régions Anosy et Androy du 31 août 2026 au 04 septembre 2026.
🎯 Recadrer les orientations et mobiliser les équipes.
Cette mission a permis de réunir, autour d'une table les Directeurs Régionaux du MATSF de l’Anosy et de l’Androy, les équipes locales des Services Fonciers, les Coordinateurs régionaux du Projet MIONJO ainsi que les acteurs territoriaux, afin de partager les nouvelles orientations du Ministère en matière de gouvernance foncière, mobiliser les équipes et accélérer la réalisation des activités convenues entre le MATSF et le Projet.
📍 Sécuriser et pérenniser.
Une attention particulière a été portée à la sécurisation foncière des interventions du Projet, ainsi qu’à la mise en place et à l’opérationnalisation des Guichets Fonciers. L’enjeu est de disposer de services réellement fonctionnels, accessibles aux usagers et populations et surtout pérennes au-delà du Projet.
La mission a également permis d’identifier les activités à accélérer et les ajustements nécessaires pour obtenir des résultats concrets sur le terrain, conformément au calendrier établi entre le Ministère et le PROJET MIONJO.
⚖️ Préparer les nouvelles réformes et améliorer le service aux usagers.
Les échanges avec les agents ont aussi été l’occasion de présenter brièvement les nouveaux textes domaniaux et fonciers appelés à être prochainement mis en œuvre, et de préparer les services à leur application, notamment la nouvelle loi sur les Terrains coloniaux et la nouvelle loi portant refonte de la loi sur le domaine privé de l’Etat.
Un message fort a également été rappelé à tous les agents locaux du Ministère, notamment sur le respect des standards de service, l’amélioration de l’accueil et le respect des usagers, l'application stricte des procédures et des délais, l’intégrité et la lutte contre la corruption.
A travers cette mission, le MATSF réaffirme sa volonté de mettre en œuvre une administration foncière plus proche des citoyens, plus efficace. Pérenniser les acquis, accélérer le processus de sécurisation foncière et améliorer concrètement le service rendu aux citoyens.