πππππππππ ππ π
ππππππππππ ππ ππππ ππ ππ πππππππππ-ππππ πππ πππππππππππ
πππ§πππ«π’π€π π§π² Β« ππππππππ πππππππ ππππππππ Β» π¬π² π§ππ§ππ¨ ππ’ππ¬π’ππ’π‘ππ§π ππ«π-π€ππ¬π.
βΆοΈ Anisany tonga tany Ambovombe Centre, Distrikanβi Manandriana, Faritra Amoronβi Mania nanotrona ny Filohan'ny Fanavaozanan'ny Repoblikan'i Madagasikara RANDRIANIRINA MickaΓ«l mivady ihany koa ny Minisitry ny Fanajariana ny Tany sy ny Raharahan-tany, LYLYSON RenΓ© de Rolland Urbain toy ireo minisitra maromaro mpikambana ao aminβny Governemanta.
βΆοΈ Nigadona tao Ambositra ny tenany ny 04 Septambra teo, nanao fitsidihana ifotony nijery ny fandrosoan'ny asa fanorenana ny birao vaovaon'ny Fitaleavam-paritry ny Fanajariana ny Tany sy ny Raharahan-tany, efa eo an-dalam-pahavitana tanteraka ankehitriny.
βΆοΈ Nitohy taminβny fihaonana mivantana tamin'ireo mpiasan'ny Minisitera rehetra eo anivon'ny Fitaleavam-paritra Amoron'i Mania ny fotoana. nahafahana nampahafantatra ny vinan'ny Fitondrana sy nanamafisana ny fomba fiasa feno fahamendrehana, lavitry ny kolikoly ary hanome tolotra ara-kalitao.
βΆοΈ Taorian'izay, niatrika ny fankalazana ny fisokafan'ny Β« Festival du Citron Β» andiany faharoa tany Ambovombe Centre, Distrikanβi Manandriana, Faritra Amoronβi Mania ny 05 Septambra 2026 izay natrehin'ny Filohanβny Fanavaozana ny Repobilikanβny Madagasikara, KΓ΄lΓ΄nely RANDRIANIRINA MickaΓ«l sy ramatoa vadiny. Ity hetsika ity dia natao hanasongadinana ny lanjanβny voasary makirana aminβny lafiny ekonomia sy fampandrosoana sy ho fanentanana ny tantsaha.
π«΄π» Notsidihin'ny Minisitry ny Fanajariana ny Tany sy ny Raharahan-tany, ihany koa ny trano efa misy ao aminβny Kaominina Ambovombe Centre, District Manandriana ihany, izay hametrahana ny biraonβny sampandraharahan'ny Fananantany sy ny Fandrafesantany.
βΆοΈTanjona lehibe amin'izao ezaka izao ny hamahana ny olana eny ifotony sy ny hampihenana ny fivezivezen'ny vahoaka ary indrindra ny hitondrana ny sampandraharaham-panjakana ho manakaiky hatrany ny vahoaka.