π…πˆπ•πŽπ‘πˆπ€ππ€ π“π’π˜ 𝐀𝐑𝐀-ππŽπ“πŽπ€π'𝐍𝐘 π€ππ“π„ππˆπŒπˆπ„π‘π€πŒππˆπ‘π„ππ„ππ€ π…π€π‡π€π“π„π‹πŽ π‡πŽ 𝐀𝐍'𝐍𝐘 π“π€πŽππ€ πŸπŸŽπŸπŸ”.

π‹πšπ§π² 𝐭𝐬𝐲 𝐧𝐚𝐬𝐒𝐚𝐦-𝐩𝐚𝐧𝐨𝐯𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 π₯𝐚π₯πšΜ€π§πš 𝐈𝐟 πŸŽπŸ‘πŸŽ/πŸπŸŽπŸπŸ” π¦π¨π¦π›πš 𝐧𝐲 π…πšπ§πšπ£πšπ«π’πšπ§πš 𝐧𝐲 π“πšπ§π²

Nanatrika ny fanolorana sy ny fandaniana ny volavolan-dalΓ na mahakasika ny asa sahanin’ny Minisiteran’ny Fanajariana ny Tany sy ny Raharahan-tany, teo anivon’ny Antenimierampirenena androany, ny Minisitra LYLYSON RenΓ© de Rolland.

Niara-nanatrika izany taminy ireo tompon’andraikitra isan-tsokajiny avy eto amin’ny MATSF.

Arak’izany, lany tsy nasiam-panovana teo amin’ny fivoriana itambarambe (sΓ©ance plΓ©niΓ¨re) ny lalΓ na lf 030/2026 tamin'ny 10 jona 2026 izay mankatoa ny fifanarahana findramam-bola mikasika ny tetikasa Fampandrosoana an-Tanandehibe Mirindra sy Manohi-bely ho an'ny asa (PRODUIRE), teo amin'ny Repoblikan'i Madagasikara sy Fikambanana Iraisam-pirenena ho Fampandrosoana (IDA).

Mitentina 225 tapitrasa dolara ny fifanarahana ara-bola amin'ny fanatanterahana ny tetikasa

sary 1
sary 2
sary 3
sary 4
sary 5
sary 6
Scroll to Top