ππππππ-ππππ ππ πβππππππππππ
ππ² ππ’π§π’π¬π’πππ«ππ§βπ§π² π
ππ§ππ£ππ«π’ππ§π π§π² πππ§π² π¬π² π§π² πππ‘ππ«ππ‘ππ§-πππ§π² π§π¨ π¦π’ππ‘π² π§π² π‘πππ¬π’π€π..
βΆοΈ Nosokafana taminβny fomba ofisialy androany, teny aminβny Olympia Tanjombato, ny hetsika Β« πΉπππ
ππ-ππππ π
π π'ππππππππππ Β», izay karakarainβny MMJ Society, eo ambany fiahianβny Ministeranβny Fanajariana ny Tany sy ny Raharahan-tany (MATSF).
βΆοΈ Haharitra efatra (4) andro ity hetsika ity, izay tafiditra ao anatinβny hetsika Β« π°πππ πππππ'ππ π»πππΜπ-π
πππππ Β». Fotoana iray hanangonana sy hampivondronana ireo mpisehatra aminβny taotrano sy ny fanorenana, izy ity, ka ahafahana manamafy ny fifanakalozana, ny fifampizarana traikefa ary ny fiaraha-miasa.
π―Tanjona ny mba hamaliana ny filΓ nβny vahoaka sy hanomezana fahafaham-po ireo mpanjifa. Noho izany dia tranoeva maro no manao fampirantiana sy fampahafantarana ireo tolotra samihafa, indrindra eo aminβny sehatry ny taotrano sy ny fanorenana trano.
βΆοΈ Ny Sekretera Jeneralinβny MATSF, Sambany Ruffin, izay nisolo tena ny Minisitra Lylyson RenΓ©e de Rolland, no nanokatra taminβny fomba ofisialy ny hetsika. Nanatrika izany niaraka taminy ireo tomponβandraikim-panjakana eo an-toerana, ny tomponandraikitry ny hetsika, ireo tale jeneraly sy Tale avy eto aminβny MATSF, ary ireo vahiny nasaina.