𝐕𝐀𝐑𝐀𝐕𝐀𝐑𝐀𝐍𝐀 πŒπˆπ’πŽπŠπ€π“π‘π€ πŒπŽπŒππ€ 𝐍𝐘 π™πŽ π’π˜ π€πƒπˆπƒπˆπβ€™ππ˜ π“πŽπŒππŽπ-π“π€ππ˜

Ny 23 sy 24 septambra 2026, dia notanterahina tany π€π§π­π¬π’π«πšπ›πž, πˆπ‘π¨π«π¨π¦π›πž, π€π§π£π¨π³π¨π«π¨π›πž 𝐚𝐫𝐲 𝐌𝐚𝐧𝐚𝐧𝐣𝐚𝐫𝐲 ny varavarana misokatra momba ny zo sy adidin’ireo tompon-tany.

πŸ‘₯ Maro ireo olona nanatrika ary naneho fahalianana tamin’ny lohahevitra. πŸ’¬ Nisy fifanakalozan-kevitra mavitrika sy fanontaniana maro, ka nahafahan’ny mpandray anjara nahazo fanazavana sy fahalalana bebe kokoa momba ny zony sy ny adidiny.

🀝 Nisy ihany koa ny fandraisana manokana ireo olona nanana olana sy fanontaniana manokana. Nahafinaritra ny fandraisan’anjaran’ireo mpanatrika, ary maro tamin’izy ireo no naneho ny faniriana mba hisian’ny hetsika toy izao hatrany.

πŸ‘‰ Mbola mitohy ny ezaka amin’ny fanamafisana ny fahalalan’ny olom-pirenena momba ny zon’izy ireo sy ny adidiny

sary 1
sary 2
sary 3
sary 4
sary 5
sary 6
sary 7
sary 8
Scroll to Top