ππππππππππ πππππππππ
Β« ππ ππ ππ ππππππβππ ππππππ-ππππ: ππππ-ππππππ ππ π
ππππππππ Β»
Tontosa soa aman-tsara ihany koa ny Varavarana Misokatra tao Brickaville, Fenoarivo Atsinanana, Ambatondrazaka ary Manjakandriana.
ποΈ ππ«π’ππ€ππ―π’π₯π₯π :
Taorianβny fanazavana momba ny lohahevitra nentinβny Lehibenβny Sampandraharahanβny Raharahan-tany dia niroso taminβny fametrahana fanontaniana ireo mpanatrika. Nandritra izany dia nanome fanazavana sy namaly ireo fanontaniana napetraky ny vahoaka ny Ekipa.
Taorianβny fifanakalozan-kevitra dia mbola nandray ireo mpanjifa nila fanazavana sy torohevitra manokana ihany koa ny Ekipa. ποΈ π ππ§π¨ππ«π’π―π¨ πππ¬π’π§ππ§ππ§π : Taorianβny fampahafantarana momba ny zo sy adidinβny tompon-tany dia niroso taminβny fametrahana fanontaniana ireo mpanotrona. Afa-po taminβny valin-teny sy ny fanazavana nomenβny Ekipa ireo mpandray anjara.
Maro ireo olona tonga nanatrika ny hetsika, ka nanararaotra izany ny Ekipa mba hanamafisana ny fampahafantarana momba ny Standard de Service misy eto anivonβny Ministeranβny Fanajariana ny Tany sy ny Raharahan-tany.
Naneho ny faniriany ihany koa ny vahoaka mba hisianβny hetsika tahaka izao matetika kokoa, satria manampy azy ireo hahazo fanazavana mazava sy azo antoka momba ny raharahan-tany. ποΈ ππ¦ππππ¨π§ππ«ππ³ππ€π : Tontosa soa aman-tsara ny Varavarana Misokatra tao aminβny DistrikanβAmbatondrazaka. Nirotsaka an-tsehatra sy navitrika taminβny hetsika ny vahoaka, ka nahatonga izany ho fotoana nahafinaritra sy nahasarika olona maro.
Nafana kokoa ny hetsika noho ny fandraisanβanjaranβireo mpanakanto malaza any an-toerana, izay nanampy taminβny fampihetsiketsehana sy fampifaliana ireo mpanatrika. ποΈ πππ§π£ππ€ππ§ππ«π’ππ§π : Navitrika ireo vahoaka nanatrika ny Varavarana Misokatra tao Manjakandriana, indrindra taminβny fametrahana fanontaniana sy ny fifanakalozan-kevitra taminβny Ekipa.
Nanotrona sy nanokatra taminβny fomba ofisialy ity Varavarana Misokatra ity ny Lefitry ny Lehibenβny Distrika, niaraka taminβireo solontenanβny sampandraharaham-panjakana any an-toerana.
Naneho fahavononana handray anjara taminβny hetsika ireo mpanatrika, ka nanararaotra izany mba hahazoana fanazavana bebe kokoa momba ny raharahan-tany sy ireo tolotra omenβny sampandraharaham-panjakana.

Show details
Hide details
Tontosa soa aman-tsara ihany koa ny Varavarana Misokatra tao Brickaville, Fenoarivo Atsinanana, Ambatondrazaka ary Manjakandriana.
ποΈ ππ«π’ππ€ππ―π’π₯π₯π
Taorianβny fanazavana momba ny lohahevitra nentinβny Lehibenβny Sampandraharahanβny Raharahan-tany dia niroso taminβny fametrahana fanontaniana ireo mpanatrika. Nandritra izany dia nanome fanazavana sy namaly ireo fanontaniana napetraky ny vahoaka ny Ekipa.
Taorianβny fifanakalozan-kevitra dia mbola nandray ireo mpanjifa nila fanazavana sy torohevitra manokana ihany koa ny Ekipa. ποΈ π ππ§π¨ππ«π’π―π¨ πππ¬π’π§ππ§ππ§π Taorianβny fampahafantarana momba ny zo sy adidinβny tompon-tany dia niroso taminβny fametrahana fanontaniana ireo mpanotrona. Afa-po taminβny valin-teny sy ny fanazavana nomenβny Ekipa ireo mpandray anjara.
Maro ireo olona tonga nanatrika ny hetsika, ka nanararaotra izany ny Ekipa mba hanamafisana ny fampahafantarana momba ny Standard de Service misy eto anivonβny Ministeranβny Fanajariana ny Tany sy ny Raharahan-tany.
Naneho ny faniriany ihany koa ny vahoaka mba hisianβny hetsika tahaka izao matetika kokoa, satria manampy azy ireo hahazo fanazavana mazava sy azo antoka momba ny raharahan-tany. ποΈ ππ¦ππππ¨π§ππ«ππ³ππ€π Tontosa soa aman-tsara ny Varavarana Misokatra tao aminβny DistrikanβAmbatondrazaka. Nirotsaka an-tsehatra sy navitrika taminβny hetsika ny vahoaka, ka nahatonga izany ho fotoana nahafinaritra sy nahasarika olona maro.
Nafana kokoa ny hetsika noho ny fandraisanβanjaranβireo mpanakanto malaza any an-toerana, izay nanampy taminβny fampihetsiketsehana sy fampifaliana ireo mpanatrika. ποΈ πππ§π£ππ€ππ§ππ«π’ππ§π Navitrika ireo vahoaka nanatrika ny Varavarana Misokatra tao Manjakandriana, indrindra taminβny fametrahana fanontaniana sy ny fifanakalozan-kevitra taminβny Ekipa.