๐•๐€๐‘๐€๐•๐€๐‘๐€๐๐€ ๐Œ๐ˆ๐’๐Ž๐Š๐€๐“๐‘๐€ :
ยซ ๐๐˜ ๐™๐Ž ๐’๐˜ ๐€๐ƒ๐ˆ๐ƒ๐ˆ๐โ€™๐๐˜ ๐“๐Ž๐Œ๐๐Ž๐-๐“๐€๐๐˜ : ๐Ž๐‹๐Ž๐-๐“๐’๐Ž๐“๐‘๐€ ๐๐€ ๐…๐€๐๐‰๐€๐Š๐€๐๐€ ยป

Tontosa ny 23 septambra lasa teo ny hetsika Varavarana Misokatra, izay nifantoka taminโ€™ny lohahevitra ยซ Zo sy adidinโ€™ireo tomponโ€™ny tany : olon-tsotra na Fanjakana ยป. Notanterahina tany aminโ€™ireo toerana efatra izany, dia :

๐Ÿ”น ๐“๐Ž๐€๐Œ๐€๐’๐ˆ๐๐€ ๐ˆ๐ˆ : Tonga maro tao aminโ€™ny Biraonโ€™ny Sampandraharahanโ€™ny Raharahantany ny vahoaka, notarihinโ€™ny Deleguรฉ sy ireo Benโ€™ny Tanร na. Nifantoka taminโ€™ny fanazavana momba ny fananan-tany, indrindra ny zo sy ny adidinโ€™ny tompon-tany, na olon-tsotra na Fanjakana, ary ireo tranga samihafa mety miseho ny fifanakalozana. Nohazavaina ihany koa ny andraikitry ny Sampandraharahanโ€™ny Fananantany sy Fandrefesan-tany, ary nomena toromarika ny vahoaka momba ireo birao tokony hirosoana mifanaraka amin'ny ny raharaha atao. Vokatrโ€™izany, nihamora taminโ€™ny vahoaka ny fahazoana ny fomba fiasa aminโ€™ny fahazoana ny boky tany, ny karatany ary ny ODOC.

๐Ÿ”น ๐“๐Ž๐€๐Œ๐€๐’๐ˆ๐๐€ ๐ˆ : Notontosaina teo aminโ€™ny tokontany malalaky ny Birao Fandrefesan-tany ny hetsika, izay nifantoka taminโ€™ny fanazavana momba ny zo sy ny adidy aminโ€™ny fananantany. Maro ireo fanontaniana sy fanamarihana napetraky ny mpanatrika, indrindra mahakasika ny fanarahana ireo dosie alefa aty Antananarivo sy ny ODOC. Nahitana fahalianana sy fandraisana anjara betsaka avy aminโ€™ny vahoaka ny hetsika.

๐Ÿ”น ๐“๐€๐Ž๐‹๐€๐†๐๐€๐‘๐Ž : Nizotra tamim-pilaminana ny Varavarana Misokatra. Ny tapany voalohany dia natokana ho anโ€™ny famelabelarana ny lohahevitra ยซ Zo sy adidinโ€™ireo tomponโ€™ny tany : olon-tsotra sy Fanjakana ยป. Ny tapany faharoa kosa dia natokana ho anโ€™ny famaliana ireo fanontaniana sy ahiahinโ€™ny mpanatrika, ary ny fandraisana ireo soso-kevitra. Nahitana fandraisana anjara mavitrika avy aminโ€™ny mpanatrika ny hetsika, ka nahafahana namantatra ireo olana sedrainโ€™ny mponina eo aminโ€™ny sehatry ny fananantany.

๐Ÿ”น ๐€๐Œ๐Ž๐‘๐Ž๐โ€™๐ˆ ๐Œ๐€๐๐ˆ๐€ : Ny Sekretera Jeneralinโ€™ny Prefektioranโ€™Ambositra no nanokatra sy namarana ny fotoana. Sehatra lehibe nahafahana nanome fanazavana sy vaovao feno mahakasika ny raharahan-tany ity Varavarana Misokatra ity, ary indrindra nahafahana nihaino ny fitarainana sy ny soso-kevitrโ€™ireo vahoaka maro nanatrika. Maro ihany koa ireo fanontaniana napetraky ny mpanatrika ka nahazo valiny sy fanazavana avy aminโ€™ireo tomponโ€™andraikitra.

๐Ÿ‘‰๐Ÿป Aminโ€™ny alalanโ€™izao hetsika izao dia mitohy ny ezaka ataonโ€™ny Ministeranโ€™ny Fanajariana ny Tany sy ny Raharahan-tany (MATSF) aminโ€™ny fanamafisana ny fifandraisana aminโ€™ny vahoaka sy ny fanomezana fanazavana mazava momba ny raharahan-tany.

sary 1
sary 2
sary 3
sary 4
sary 5
sary 6
Scroll to Top