๐™๐™„๐™Ž๐˜ผ๐™‰๐˜ฟ๐™Š๐™ƒ๐˜ผ๐™‰'๐˜ผ๐™‰๐˜ฟ๐™๐˜ผ๐™„๐™†๐™„๐™๐™๐˜ผ : ๐™๐™–๐™ข๐™–๐™ฉ๐™ค๐™– ๐™ข๐™ž๐™ก๐™–๐™ฏ๐™– ๐™๐™ค ๐™ž๐™ง๐™–๐™ ๐™ž๐™ฃ'๐™ฃ๐™ฎ ๐™ˆ๐™ž๐™ฃ๐™ž๐™จ๐™ž๐™ฉ๐™ง๐™ฎ ๐™ฃ๐™ฎ ๐™๐™–๐™ฃ๐™–๐™Ÿ๐™–๐™ง๐™ž๐™–๐™ฃ๐™– ๐™ฃ๐™ฎ ๐™๐™–๐™ฃ๐™ฎ ๐™จ๐™ฎ ๐™ฃ๐™ฎ ๐™๐™–๐™๐™–๐™ง๐™–๐™๐™–๐™ฃ-๐™ฉ๐™–๐™ฃ๐™ฎ, ๐™ฃ๐™ค๐™จ๐™–๐™ข๐™—๐™ค๐™ง๐™ž๐™ฃ๐™– ๐™ฉ๐™–๐™ค ๐™๐™ค๐™ก๐™ž๐™–๐™ง๐™–.

โ–ถ๏ธ Tany mirefy 48 ha sy 70 ares, ao amin'ny Fokontany Ankatepoky, Kaominina Ankililoaka, Distrika Toliara II no nisy saika hisandoka . Araka ny nambaran'ny Conservation de la Propriรฉtรฉ Fonciรจre dia misoratra amin-dRamatoa Rakotobe Odette io tany TF 1615 CJ io. Tokony ho roa volana lasa izay anefa dia nisy olona nilaza ho mpandova ihany koa ka teraka teo ny adi-tany teo amin'izy ireo.
โ–ถ๏ธ Omaly, nisy Ramatoa antsoina hoe Jo..., tsy mpandova fa tonga teny an-toerana nanohana ilay mitonona ho mpandova, avy any Antaninarivo. Nambarany fa iraky ny Minisitra izy. Rehefa nangatahana anefa ny antontan-taratasy manamarina izany, dia nilaza izy fa any amin'ny mpisolovavany. Ity farany, izay lazainy fa manana fotoana hihaonana amin'ny Minisitra androany tamin'ny 9 ora maraina.
โ–ถ๏ธ Amin'ny maha adi-tany ity raharaha ity dia nanatrika ny fihaonan'ny roa tonta, teny an-toerana ny Ben'ny Tanร nan'Ankililoaka, ny Sefo Fokontany Ankatepoky, ny Mpanampy mpikambana amin'ny antenimiera, miaraka amin'ny Solombavambahoaka Rochelin ary ireo fokonolona. Araka ny vaovao voaray, dia nosamborin'ny Vondron-tobim-pileovan'ny Zandarimariam-pirenena ao Toliara ilay Ramatoa.
โ–ถ๏ธ Voalaza ihany koa fa efa nisy vaovao nifandray taminy teo aloha momba ny fisandohana andraikitra, ary voalaza fa mampiasa anaran'andrim-panjakana maro toy ny Tribonaly, ny Sampan-draharahan'ny Tontolo Iainana, ny Zandarimariam-pirenena ary ny Minisiteran'ny Fanajariana ny Tany sy ny Raharahan-tany (MATSF) amin'ny fandraisany andraikitra.

sary 1
sary 2
sary 3
Scroll to Top