๐ƒ๐ˆ๐’๐“๐‘๐ˆ๐Š๐€๐'๐ˆ ๐Œ๐€๐๐‰๐€๐Š๐€๐๐ƒ๐‘๐ˆ๐€๐๐€- ๐Š๐€๐Ž๐Œ๐ˆ๐๐ˆ๐๐€ ๐€๐Œ๐๐€๐“๐Ž๐‹๐Ž๐€๐๐€ : ๐…๐€๐๐€๐๐“๐€๐๐“๐„๐‘๐€๐‡๐€๐๐€ ๐Ž๐ƒ๐Ž๐‚ ๐€๐Œ๐ˆ๐'๐๐˜ ๐“๐€๐๐˜ "๐’Ÿ๐“Š๐“‡๐’ถ๐“ƒ๐’น ๐’นโ„ฏ ๐“‹๐’พ๐“๐“๐’ถ๐’พ๐“ƒโ„ฏ III ", ๐Œ๐ˆ๐‘๐„๐…๐˜ 1 652 ๐‡๐š

โ–ถ๏ธ Manomboka androany ny asa ho anโ€™ny fanantanterahana ny ODOC ao aminโ€™ny Kaominina Ambatoloana, Distrikanโ€™i Manjakandriana. Tonga nampahafantatra ity asa ity ny Minisitry ny Fanjariana ny Tany sy ny Raharahan-tany, Lylyson Renรฉ de Rolland, niaraka taminโ€™ny Talenโ€™ny Kabinetranโ€™ny Minisitera sy ny Tale Jeneralinโ€™ny Sampandraharanโ€™ny Fananantany. Nanatrika ny fotoana ireo olom-boafidy tao an-toerana.
โ–ถ๏ธ Nitondra ny teninโ€™ny Filohanโ€™ny Fanavaozana ny Minisitry ny MATSF taminโ€™ny Fandraisam-pitenenany. Nambarany taminโ€™izany fa : ยซ Ny maha Fanjakana ny Fanjakana dia ny vahoaka, ka izay tombotsoanโ€™ny vahoaka ihany no fantatry ny Fititondrana Fanavaozana ยป. Noho izany hoy izy, ny ODOC izay hokarakaraina aminโ€™ny toerana ยซ Durand de Villaine III ยป, mirefy 1 652 Ha, eo Ambatoloana dia efa tapaka taminโ€™ny didim-panjakana 2026/1375 taminโ€™ny Filankevitry ny Minisitra ny 02 jolay 2026. Taminโ€™izay fotoana izay no nolazaina fa haverina aminโ€™ny vahoaka nanajary azy ny taniny.
โ–ถ๏ธ Manomboka androany arakโ€™izany ny fandrefesana ny tany sy ny fanaovana tsato-bato, ary rehefa vita izay dia hisitraka izany izy ireo aminโ€™ny alalanโ€™ny fahazoana titra. Nohamafisiny ho fantatrโ€™ireo vahoaka fa lany teo anivonโ€™ny Antenimierampirenena ny famerenana ny taninโ€™ny mpanjanan-tany aminโ€™ny Fanjakana Malagasy. Ary hamoraina ny fahazoana izany : 5Ar/m2 raha eny aminโ€™ny Kaominina Ambanivohitra.
โ–ถ๏ธ Nilaza ny Minisitra fa efa fantatra ny olana ara-tany mahazo ny vahoaka ary tsy maintsy hovahana avokoa izany. Adididnโ€™ny Fanjakana no miaro ny Vahoaka aminโ€™ny taniny rehefa ara-dalร na sy ara-drariny izany. Nampitandrina kosa izy fa efa manao fitsirihana ny fitondram-panjakana ka ho voasazy sy hoalana aminโ€™ny taniny ireo izay mpangalatra tany. Marihina fa tena maro ireo tambazotra efa mahavita antontan-taratasy sandoka, ary misy ireo goaikabe mpangalatra tany, izay tena manabotry vahoaka hoy hatrany izy.
โ–ถ๏ธ Taminโ€™ny fihaonany taminโ€™ny mpanao gazety dia notsindriany ny mahakasika ny tranga fanotofana tany teny By Pass. Efa eo ampelatananโ€™ny manam-pahefana ny raharaha hoy ny Minisitra ka tsy maintsy hivoaka ny marina. Efa voarainโ€™ny Filohanโ€™ny Fanavaozana avokoa ireo antontan-taratasy (dossiers) mahakasika ny tomponโ€™ny tany sy ireo fiarabe mpitatitra tany. Naveriny nazavaina fa ireo aminโ€™ny toerana hatahorana hiteraka tondra-drano dia tsy mahazo fahazoan-dalana hanototra tany mihitsy. Ireo manao fampiakarana (rehaussement) sy aminโ€™ny toerana afaka hanorenana ihany no misitraka io fahafahana io.

sary 1
sary 2
sary 3
sary 4
sary 5
sary 6
sary 7
sary 8
Scroll to Top