Drafi-panajariana ny tanàndehibe :
vina ho an’ny tanàna maharitra sy voalamina.
📍 Notontosaina androany ny fivorian’ny Komiti-paritra momba ny Fanajariana ny Tany an'ny Faritra Analamanga, tao anatin’ny dingana ara-panjakana ho fankatoavana ny Drafi-panajariana amin’ny antsipiriany (PUDé) ho an’ny faritra iasan’ny Projet PRODUIR.
Lalana mora andehanana, fihenan’ny tondra-drano, sekoly sy tobim-pahasalamana akaiky kokoa, fotodrafitrasa manara-penitra ary tontolo iainana voalamina: ireo no isan’ireo fanatsarana entin’ny PUDé eny ifotony ho an’ny mponina.
Ny Drafi-panajariana amin’ny antsipiriany (PUDé) dia fitaovana enti-manomana sy mandamina ny fampandrosoana an-tanàn-dehibe mandritra ny 10 taona ho avy, ho fanohanana ny fandrindrana ny fampiasana ny tany sy ny fandaminana ny fihitaran'ny tanàna.
Mahakasika velaran-tany 2 000 hektara sy mponina manodidina ny 500 000 ny PUDé, ka mandrakotra ny :
• ny Boriborintany voalohany sy fahefatra ao amin’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra;
• ny Kaominina Ambanivohitra Bemasoandro;
• ny Kaominina Ambanivohitra Andranonahoatra;
• ary ny Kaominina Ambanivohitra Anosizato Andrefana.
Ny dingana manaraka dia fakan-kevitra eo anivon'ny Komiti-pirenena momba ny fanajariana ny tanàndehibe sy ny toera-ponenana (CNUH).