IREO FOTODRAFITRASAN'NY TETIKASA PRODUIR/PRODUIRE.
▶️ Ao anatin'ny fitsidihana ofisialy ataony eto Madagasikara, dia nitjery ifotony ireo fotodrafitrasa ny Mpitantana misolo tena ny Vondrona Afrikanina ao amin'ny Filankevi-pitantanan'ny Banky Iraisam-pirenena Harold Tavares. Ny tetikasa PRODUIR I sy ireo kasaina hotanterahina ao anatin'ny PRODUIRE II no voakasik'izany.
▶️ Niaraka tamin'ny ekipan'ny Ministeran'ny Fanajariana ny Tany sy ny Raharahan-tany (MATSF) sy ny ekipan'ny Banky Iraisam-pirenena izy nandritra ity fitsidihana notanterahina ny alakamisy 30 jolay 2026 ity.
🎯 Anisan'ny tanjon'ny fidinana ifotony ny fanombanana ny vokatra efa azo tamin'ny tetikasa PRODUIR I, ary koa ny fijerena mivantana ireo asa lehibe kasaina hotanterahina ao anatin'ny PRODUIRE II. Noho izany dia notsidihina manokana :
👉🏻Ny toeram-ponenan'ireo mponina nafindra toerana tao Andavamamba, izay naorina tao anatin'ny tetikasa PRODUIR I, mba hijerena ny fivoaran'ny fari-piainan'izy ireo sy ny vokatry ny fanohanana natao.
👉🏻Ny lakan-drano kasaina havaozina ao anatin'ny PRODUIRE II, eo anelanelan'ny 67Ha Avaratra-Atsinanana sy CENAM, mba handinihana akaiky ny halehibe sy ny lanjan'ireo asa kasaina hotanterahina.
▶️ Fanamafisana ny fiaraha-miasa eo amin'i Madagasikara sy ny Banky Iraisam-pirenena, ary manamafy ihany koa ny fanohanana ireo tetikasa laharam-pahamehana ity fitsidihana ity. Eo ihany koa ny fanehoana hatrany ny fampandrosoana maharitra sy fanatsarana ny fari-piainan'ny mponina.