FANAMAFISANA NY FIAROVANA NY ZO FANANAN-TANY ENY ANIVONY BIRAO IFOTONY FANANANTANY HO AN'NY FARITRA MENABE sy MELAKY.
ATRIKASA FANANGONANA ANGON-DRAKITRA SY FAMITANA NY ASA KARATANY FAOBE MANODIDINA NY 7000 ISA.
👉🏻 Notanterahina tamin'ny fomba ofisialy androany 30 Jolay 2026 tao Morondava ny lanonam-panokafana ny atrikasa momba ny fanangonana angon-drakitra fanampiny ho fananganana ny tahirin-kevitra momban’ny karatany sy ny fanitsiana ary ny famitana ireo asa fanaovana ny karatany amin’ireo Kaominina miisa 16 ao amin’ny Faritra Menabe sy Melaky.
▶️Ny atrikasa dia vokatry ny fiaraha-miasa teo amin’ny Ministeran’ny Fanajariana ny Tany sy ny Raharahan-tany sy ny Tetikasa AD2M-II.
🫴🏻 Ny Lehiben’ny Prefektiora ao Morondava no nanokatra tamin'ny fomba ofisialy ny atrikasa, notronin'ny Talem-paritry ny Fanajariana ny Tany sy ny Fananantany Menabe, ny Talen’ny Sampandraharan’ny Fananantany Ifotony (DSFD) ary ny Mpandrindram-paritry ny Tetikasa AD2M-II. Notanterahina ny 28 Jolay ka hatramin'ny 14 Aogositra 2026 ny hetsika ary handraisan'ireo teknisiana avy amin'ny Faritra Menabe sy Melaky anjara mavitrika.
Tanjona lehibe amin'ity asa ity :
✅ Hanangona sy hanamarina ireo angon-drakitra sy angom-baovao momba ny fanaovana Karatany mbola tsy tafiditra ao anatin'ny Banky Angona.
✅ Hampifanaraka sy hanatsara ny kalitaon'ny angon-drakitra sy angom-baovao avy amin'ireo Birao Ifoton’ny Fananantany sy ny Sampandraharahan’ny Fananantany sy Fandrefesantany.
✅ Hanampy amin'ny famitana ireo karatany miisa 7500, izay tohanan'ny Tetikasa AD2M-II. Ity atrikasa ity dia dingana lehibe amin'ny fanamafisana ny asa fiarovana ny zo fananantany eto Madagasikara sy ny fiarovana ny fitantanana ny fananana banky angona tokana sy manara-penitra entina hanatsara ny kalitaon'ny tolotra omena ny olom-pirenena rehetra.