Famelabelaran-kevitra momba ny fananantany malagasy tao amin’ny Universite Catholique de Madagascar (UCM)

Lohahevitra lehibe 4 no noresahina nandritra izany, mifandraika amin’ny:
▪️ satan-tany eto Madagasikara
▪️ fiarovana ny zo fitompoana ny fananantany
▪️ ny atao hoe « expropriation » na ny fakan’ny Fanjakana tanin’olon-tsotra, ho tombotsoan’ny daholobe
▪️ ary ny fanavaozana (réforme) eo amin’ny sehatry ny fananantany Malagasy
Nizara traikefa ireo tomponandraikitra teo anivon’ny Direction Générale des Services Fonciers: Tsy ireo mpianatra UCM ihany no liana tamin’ity fotoana ity fa nahasarika olona maro avy amin’ny sehatra samihafa ihany koa ny adihevitra sy ny fifanakalozan-kevitra. Nafana ny fifampizaràna sy ny fanontaniana, maneho fa lohahevitra akaiky ny fiainan’ny Malagasy ny:
➡️ fananantany
➡️ fiarovana ny zo
➡️ ary ny fanavaozana ny fitantanana ny Fananantany eto Madagasikara.
Fotoana iray nanamafisana fa ilaina ny fahalalana sy ny fifanakalozana mba hananganana fitantanana fananantany mazava, manara-penitra ary akaiky ny vahoaka. Fotoana iray nanamafisana fa ilaina ny fahalalana sy ny fifanakalozana mba hananganana fitantanana fananantany mangarahara, mahomby ary mifanaraka amin’ny filàn’ny vahoaka sy ny fivoaran’ny vanim-potoana.
Ny Ministeran’ny Fanajariana ny Tany sy ny Raharahan-tany dia mikendry hatrany ny “hahatanteraka fanavaozana lalina ho amin’ny fampandrosoana maharitra”

sary 1
sary 2
sary 3
sary 4
sary 5
sary 6
sary 7
sary 8
sary 9
sary 10
sary 11
sary 12
sary 13
sary 14
sary 15
sary 16
sary 17
sary 18
sary 19
sary 20
sary 21
sary 22
sary 23
sary 24
sary 25
sary 26
sary 27
sary 28
sary 29
sary 30
sary 31
Scroll to Top