Fijerena sy fanombanana ny fomba fiasan'ny birao ifotony fananantany eto madagasikara

Tontosa ny 15 Mey 2026 ny fampahafantarana ny vokatry ny tombana sy fanadihadiana momba ny zava-misy ankehitriny eo amin’ny fitantanana ifotony ny fananan-tany eto Madagasikara
Asa notanterahiny Minisiteran’ny Fanajariana ny Tany sy ny Raharahan-tany (MATSF) sy ireo ratsa mangaika rehetra eran’ny faritra niaraka tamin'ireo tompon'andraikitry ny kaominina misy Birao Ifotony Fananantany.
Ny asa tombana sy fanadihadiana sy tombana dia nampiasa fitaovana tahaky ny fiches de diagnostic, fampiasana ny rindranasa KOBOCOLLECT / KOBOTOOLBOX
Naharitra 4 volana (Febroary – Mey 2026) ny asa rehetra namokarana vokatra mahakasika 524 kaominina misy birao Ifotony Fananantany.
Anisany nivoitra ireto vokatra sy antontan’isa ary zava-misy manaraka ireto :
    🔹 Tahirin-kevitra mikasika 911.744 KARATANY vita no hananana antotankevitra feno
      🔹 65%-n’ireo Birao Ifoton’ny Fananantany mbola miasa amin’ny rafitra an-taratasy ary tsy misy herinaratra sy miasa ara Taratasy
        🔹 3 volana sy tapany ny salan’isan’ny faharetan’ny fikarakarana Karatany
          🔹 77.870 Ariary ny salanisan’ny saran’ny Karatany iray
            🔹 51% ireo ady tany mahakasika karatany dia mandeha eny anivony fitsarana
              🔹 26% ireo mpiasan’ny Birao Ifoton’ny Fananantany no mbola tsy manana fifanarahana arak'asa ara-dalana sy ara-panjakana amin’ny Kaominina
                🔹 77% ireo Kaominina manana Birao Ifoton’ny Fananantany no nahazo fanohanana ara-bola sy ara-teknika avy amin’ireo mpamatsy vola maro isankarazany
                  🔹 ary 40% ny Kaominina manana Birao Ifoton’ny Fananantany no ahitana Faritra Arovana.
                Nandritra ny famelabelarana dia nivoitra ihany koa :
                  🔹 ireo ezaka sy zava-bita efa vitan’ireo Kaominina,
                    🔹 ireo olana sy fanamby mbola sedraina eny ifotony,
                      🔹 ary ireo vahaolana sy laharam-pahamehana tokony hapetraka ho fanatsarana ny fitantanana ifotony ny fananantany.
                    Ireo vokatry ny fanadihadiana ireo dia ho fitaovana lehibe hanampy amin’ny fanapahan-kevitra sy ny fanavaozana ny rafitra ary ny lahatsoratra mifehy ny fitantanana ifotony ny fananan-tany eto Madagasikara.
                    Mitohy ny ezaky ny Ministeran’ny Fanajariana ny Tany sy ny Raharahan-tany ho fiaraha-mientana hananganana rafitra mahomby, mangarahara ary manakaiky ny vahoaka, ho tombontsoan’ny Malagasy sy ny fampandrosoana maharitra.
                    Fisaorana lehibe no atolony ireo Kaominina, ireo ekipa teknika, ireo mpandray anjara rehetra ary ireo mpiara-miombon’antoka noho ny fiaraha-miasa sy ny fahavononana nandritra izao dingana lehibe izao.

                                      sary 1
                                      sary 2
                                      sary 3
                                      sary 4
                                      sary 5
                                      sary 6
                                      sary 7
                                      sary 8
                                      sary 9
                                      sary 10
                                      sary 11
                                      sary 12
                                      sary 13
                                      sary 14
                                      sary 15
                                      sary 16
                                      sary 17
                                      sary 18
                                      sary 19
                                      sary 20
                                      sary 21
                                      sary 22
                                      sary 23
                                      sary 24
                                      sary 25
                                      sary 26
                                      sary 27
                                      sary 28
                                      sary 29
                                      sary 30
                                      sary 31
                                      sary 32
                                      Scroll to Top