Fikaonan-doha manerantany momba ny tanandehibe
NANDRAY ANJARA NY MATSF.
Mandray anjara amin’ny andiany faha-13 amin’ny Fikaonan-doha manerantany momba ny tanandehibe ny delegasiona Malagasy, tarihin’Andriamatoa Sekretera Jeneralin’ny Minisiteran’ny Fanajariana ny Tany sy ny Raharahan-tany, miaraka amin'ny Tale Jeneralin'ny Fanajariana ny Tany.
Ity fikaonandoha manerantany ity dia karakarain’ny UN-Habitat, sy ny Repoblikan'ny Azerbaijan ary ny Tananan'i Baku, ary atao ny 17 hatramin'ny 22 may 2026. Sehatra lehibe ifanakalozan-kevitra sy ifampizarana traikefa momba ny ho avin’ny tanàn-dehibe sy ny fonenana maneran-tany izany. Ny lohahevitra amin’ity andiany ity dia :
“Housing the World: Safe and Resilient Cities and Communities”, izay mifantoka amin’ny fananganana tanàna sy fiarahamonina azo antoka, maharitra ary mahazaka ny fiovan’ny toetr’andro sy ireo fanamby ara-tsosialy ary ara-toekarena.
Anisan’ny tanjon’ny delegasiona Malagasy ny :
Nanamafy izany n'y Sekretera Jeneralin'ny Ministera, Mpitarika ny Delegasiona Malagasy, nandritra ny lahateny izay nataony nandritra ny fivoriam-ben'ny Ministera

- fampahafantarana ny ezaka sy ny vina momba ny fanajariana ny tany sy ny fonenana ;
- fanamafisana ny fiaraha-miasa amin’ireo mpiara-miombon’antoka iraisam-pirenena, indrindra ny UN Habitat ;
- fitadiavana vahaolana sy traikefa vaovao hanatsarana ny tanàna sy ny trano fonenana eto Madagasikara.