PUDé Tsarasaotra-Ivato
Notanterahina androany, ny atrikasa fanokafana ny famolavolana ny Drafi-panajariana amin'ny antsipirihany na ny PUDé (Plan d'Urbanisme de Détail ) ny lemaka manodidina ny lalana Tsarasaotra-Ivato, izay tafiditra anatin'ny fandaharanasan' ny Minisiteran'ny Fanajariana ny Tany sy ny Raharahan-tany amin'ny alalan'ny Fitaleavana Jeneralin'ny Fanajariana ny Tany.
▶️ Nanatrika ny fotoana ny lehiben'ny Faritra Analamanga mpisolo toerana, RAHARINIRINA Clémence, ny tale jeneralin'ny Fanajariana ny Tany, ireo tompon'andraikitra isan-tsokajiny eo anivon'ny Minisitera, ireo Ben'ny tanàna avy amin'ireo Kaominina fito voakasiky ny PUDé, ireo mpiara-miombon'antoka ara-teknika amin'ny MATSF, ireo solontenan'ireo Minisitera mpiara-mikatroka (MEDD, MTP, MTM, MCC, MEF), syireo ratsa-mangaika ary ny fiarahamonim-pirenena.
▶️ Tafiditra ao anatin'ny tetikasa fanamafisana ny fahaiza miatrika ny fiovan’ny toetrandro an-tanandehibe (Tetikasa CAT DDO), izay vatsian’ny AFD na Agence Française de Développement vola ity famolavolana ny Drafipanajariana Antsipiriany (PUDé) ity. Raha fanofanana sy fanamafisana fahaiza-manao no natao tamin'io tetikasa io tao anatin'ny taona vitsivitsy, dia ny famolavolana ny PUDé indray no asa mivaingana tanterahina ankehitriny. Zava-dehibe ny fampidirina ny lafiny fahaiza-miatrika ny fiovaovan'ny toetrandro sy ny fametrahana sy fanajana ireo fenitra na "normes" ao anatin'ny Drafi-panajariana mba hahafahana miatrika izany fiovaovan'ny toetrandro izany.
▶️ Raha tsiahivina dia efa hatramin'ny nisokafan'io lalana io no niheritreretan'ny Minisitera ny tokony hisian'ny Drafi-panajariana miaraka aminy, satria ny lalana no manokatra ny fampandrosoana ny faritra na ny tanàna iray, ka mila atao mialoha izany.
▶️ Marihina fa maro ireo tsindry (pression) amin'ny lalana Tsarasaotra-Ivato satria :
➡️ Ny faritra manodidina ireny lalandehibe ireny dia misarika ny olona hanao fanorenana.
➡️ Lalana manokatra ny tanàna an'Antananarivo amin'ny sehatra iraisam-pirenena io lalana io satria miafara amin'ny vavahadin’i Madagasikara amin’ny alalan’ny seranampiaramanidina Ivato.
➡️ Lalana izay mampitohy ny ivon’ny Renivohitra (centre ville ) tranainy (Anosy, Analakely, Antaninarenina) sy ny ivon’ny Renivohitra (centre ville) vaovao (Ankorondrano sy Ivato).
▶️ Nanentana an'ireo tompon'andraikitra amin'ny vondrom-bahoaka itsinjaram-pahefana arak'izany ny Tale Jeneralin'ny Fanajariana ny Tany ny mba hijeren'izy ireo akaiky ny famolavolana ny PUDé satria io no lalàna sy fitsipika hifehy ny Fananantany, hifehy ny fanorenana trano sy ny fanotofana tany ary ireo fanajariana isakarazany, amin’ny maha lemaka ny faritra andrafetanany Drafi-panajariana. Marihina fa hisy ny fankatoavana ara-kaominaly, ny eo anivon'ny Faritra na ny Comité Régional de l'Aménagement du Territoire (CRAT) ary eo amin’ny ambaratonga nasionaly amin’ny alalan’ny Comité National de l’Urbanisme et de l’Habitat (CNUH) io PUDé io amin'ny dingana farany alohan’ny hidirany amin’ny Filankevitry ny Minisitra.

Un atelier de lancement sur l’ étude en vue de l’élaboration du Plan d’Urbanisme de Détail (PUDé) de la plaine autour de la nouvelle route Tsarasaotra–Ivato a été réalisée aujourd’hui. Cette initiative s’inscrit dans le programme du Ministère de l’Aménagement du Territoire et des Services Fonciers, à travers la Direction Générale de l’Aménagement du Territoire.
▶️ Ont assisté à cette rencontre, le chef de Région Analamanga par intérim, Clémence RAHARINIRINA , le Directeur Général de l’Aménagement du Territoire, divers responsables au sein du Ministère, les maires des sept communes concernées par le PUDé, les partenaires techniques du MATSF, les représentants des ministères partenaires (MEDD, MTP, MTM, MCC, MEF), les notables ainsi que les représentants de la société civile. L’élaboration de ce PUDé s’inscrit dans le cadre du projet de renforcement de la résilience urbaine face au changement climatique (projet CAT DDO), financé par l’Agence Française de Développement (AFD).
▶️ Après plusieurs années consacrées à la formation et au renforcement des capacités, ce projet entre désormais dans une phase concrète avec la conception du PUDé. Il est essentiel d’y intégrer les aspects liés à la résilience climatique ainsi que la mise en place et le respect des normes d’aménagement, afin de mieux faire face aux effets du changement climatique.
▶️ Il convient de rappeler que dès l’ouverture de cette route, le ministère avait envisagé l’élaboration d’un PUDé, étant donné que les infrastructures routières constituent un levier de développement pour une région ou une ville. Il est donc nécessaire d’anticiper cet aménagement.
▶️ Il est également à noter que la route Tsarasaotra–Ivato subit de fortes pressions car :
➡️ Les zones à proximité des grands axes attirent les populations pour des projets de construction.
➡️ Cette route constitue une ouverture internationale pour la ville d’Antananarivo, puisqu’elle mène à la porte d’entrée du pays : l’aéroport international d’Ivato.
➡️ Elle relie également l’ancien centre-ville (Anosy, Analakely, Antaninarenina) au nouveau centre urbain (Ankorondrano et Ivato).
▶️ Le Directeur Général de l’Aménagement du Territoire a ainsi exhorté les responsables des collectivités territoriales décentralisées à suivre de près l’élaboration du PUDé, les règles régissant l’occupation foncière, les constructions, les remblais ainsi que les différents types d’aménagement, notamment dans les plaines concernées. L’approbation finale relèvera du niveau communal, puis régional, à travers le Comité Régional de l’Aménagement du Territoire (CRAT) et enfin du niveau national par le Comité National de l’Urbanisme et de l’Habitat (CNUH) avant d’être approuvé en Conseil des Ministres.